Acts 13:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nanaisotra an’i Saoly Izy dia nanandratra an’i Davida ho mpanjakany sady nanambara azy hoe: «Nahita an’i Davida, zanak’i Jese, lehilahy araka ny foko, izay hanao ny sitrapoko rehetra Aho» (1Sam 13.14; Sal 89.20).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nesoriny kosa indray i Saoly, i Davida no natsangany ho mpanjakan’izy ireo, dia ilay nankatoaviny tamin’ny teny hoe: Efa hitako i Davida zanak’i Jese, lehilahy araka ny foko, izay hanao ny sitrapoko rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nesorin’Andriamanitra i Saoly, fa notendreny ho mpanjakan’izy ireo kosa i Davida, ilay nijoroany ho vavolombelona ka nilazany hoe: «Efa hitako i Davida, zanak’i Jisay; lehilahy araka izay niriko i Davida ka hanatontosa ny sitrapoko rehetra.»
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nanaisotra an'i Saoly Izy, dia nanandratra an'i Davida ho mpanjakany sady nanambara azy hoe: Izaho nahita an'i Davida, zanak'i Jese, lehilahy araka ny foko, izay hanao ny sitrapoko rehetra (1 Sam. 13. 14; Sal. 89. 20).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nanaisotra an’i Saoly Izy dia nanandratra an’i Davida ho mpanjakany sady nanambara azy hoe: «Nahita an’i Davida, zanak’i Jese, lehilahy araka ny foko, izay hanao ny sitrapoko rehetra Aho» (1Sam 13.14; Sal 89.20).
malagasy