Acts 13:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy tamin’ny taranak’izany lehilahy izany no nitondran’Andriamanitra an’i Jesosy araka ny teny fikasana ho Mpamonjy ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy tamin’ny taranany no namoahan’Andriamanitra an’i Jesoa, araka ny nampanantenainy, ho Mpamonjy an’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jesoa dia napoitran’Andriamanitra avy amin’ny taranak’i Davida mba ho Mpamonjy ny vahoaka Israely, araka izay efa nampanantenainy rahateo.
Malagasy Bible 1865
Avy tamin'ny taranak'izany lehilahy izany no nitondran'Andriamanitra an'i Jesosy araka ny teny fikasana ho Mpamonjy ny Isiraely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy tamin’ny taranak’izany lehilahy izany no nitondran’Andriamanitra an’i Jesosy araka ny teny fikasana ho Mpamonjy ny Israely.
malagasy
Avy tamin'ny taranak'izany lehilahy izany no nitondran'Andriamanitra an'i Jesosy araka ny teny fikasana ho Mpamonjy ny Isiraely,