Acts 13:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Talohan’ny nahatongavany dia nitory ny batisan’ny fibebahana tamin’ny olon’ny Israely rehetra i Jaona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Talohan’ny nahatongavany anefa, dia i Joany no nitory batemim-pibebahana tamin’ny vahoaka Israely rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Talohan’ny nahatongavan’i Jesoa anefa, dia nanao antso avo i Jôhany hanainga ny vahoaka Israely rehetra hiala amin’ny toe-dratsy ka hatao batisa.
Malagasy Bible 1865
rehefa notorin'i Jaona tamin'ny olona Isiraely rehetra aloha ny batisan'ny fibebahana, fony tsy mbola tonga Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Talohan’ny nahatongavany dia nitory ny batisan’ny fibebahana tamin’ny olon’ny Israely rehetra i Jaona.
malagasy
rehefa notorin'i Jaona tamin'ny olona Isiraely rehetra aloha ny batisan'ny fibebahana, fony tsy mbola tonga Izy.