Acts 13:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nadiva hahatanteraka ny fihazakazahany i Jaona dia niteny hoe: Heverinareo ho iza moa aho? Tsy Izy aho; fa indro, misy Iray avy ao aorianako, koa izaho dia tsy mendrika hamaha ny kapa eo an-tongony akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary rehefa nadiva ho tapitra ny dian’i Joany, dia hoy izy: «Tsy izaho no Ilay andrasanareo, fa indro avy ao aoriako Izy, ka tsy mendrika hamaha ny kofehin-kapany akory aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tamin’ny faramparan’ny andro niainan’i Jôhany, dia hoy izy hoe: «Ataonareo ho iza moa aho? Tsy izaho no Ilay andrasanareo. Fa indro Izy tamy aoriako, ary tsy mendrika hamaha ny kapa eo amin’ny tongony akory aho.»
Malagasy Bible 1865
Ary Jaona, rehefa nadiva no nahatanteraka ny nalehany, dia nanao hoe: Ataonareo ho iza moa aho? Tsy Izy aho; fa, indro, misy Anankiray avy ao aoriako, ka izaho tsy miendrika hamaha ny kapa eo an-tongony akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nadiva hahatanteraka ny fihazakazahany i Jaona dia niteny hoe: Heverinareo ho iza moa aho? Tsy Izy aho; fa indro, misy Iray avy ao aorianako, koa izaho dia tsy mendrika hamaha ny kapa eo an-tongony akory.
malagasy