Acts 13:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry rahalahy, taranak’i Abrahama, sy izay rehetra matahotra an’Andriamanitra eo aminareo, ho amintsika no nampitondrana ny tenin’izao famonjena izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry rahalahy taranak’i Abrahama, sy ireo matahotra an’Andriamanitra eo aminareo koa, ho antsika indrindra no nampitondrana ny tenin’izao famonjena izao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry havako, taranak’i Abrahama sy hafa firenena mpanaja an’Andriamanitra, ho antsika no nampitondrana izao hafatra momba ny famonjena izao.
Malagasy Bible 1865
Ry rahalahy, taranak'i Abrahama, sy izay rehetra eo aminareo matahotra an'Andriamanitra, dia ho amintsika no nampitondrana ny tenin'izao famonjena izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry rahalahy, taranak’i Abrahama, sy izay rehetra matahotra an’Andriamanitra eo aminareo, ho amintsika no nampitondrana ny tenin’izao famonjena izao.
malagasy
Ry rahalahy, taranak'i Abrahama, sy izay rehetra eo aminareo matahotra an'Andriamanitra, dia ho amintsika no nampitondrana ny tenin'izao famonjena izao.