Acts 13:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay monina any Jerosalema sy ny loholona eo aminy dia tsy mba nahafantatra Azy, na ny feon’ny mpaminany izay vakina isan-tSabata ka nahatanteraka izany tamin’ny nanamelohany Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria ry zareo monina any Jerosalema sy ny lehibeny dia tsy nahalala Azy, ka nahatanteraka ny tenin’ny mpaminany izay vakina isan-tsabata, tamin’ny nanamelohany Azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny mponin’i Jerosalema sy ireo filohany dia tsy nahafantatra an’i Jesoa ary tsy nahazo ny tenin’ny mpaminany vakîna isaky ny andro sabata, kanefa nanatanteraka ireo teny ireo tamin’ny nanamelohany an’i Jesoa;
Malagasy Bible 1865
Fa izay monina any Jerosalema sy ny loholony, satria tsy mba nahafantatra Azy, na ny feon'ny mpaminany izay vakina isan-tSabata, dia nahatanteraka izany tamin'ny nanamelohany Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay monina any Jerosalema sy ny loholona eo aminy dia tsy mba nahafantatra Azy, na ny feon’ny mpaminany izay vakina isan-tSabata ka nahatanteraka izany tamin’ny nanamelohany Azy.
malagasy
Fa izay monina any Jerosalema sy ny loholony, satria tsy mba nahafantatra Azy, na ny feon'ny mpaminany izay vakina isan-tSabata, dia nahatanteraka izany tamin'ny nanamelohany Azy.