Acts 13:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia tsy hitany aza izay tokony hanamelohana Azy ho faty dia nangataka tamin’i Pilato ihany izy mba hamonoana Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary na dia tsy nahita izay tokony hanamelohana Azy ho faty aza izy ireo, dia nangataka ny hamonoana Azy tamin’i Pilaty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary na dia tsy nahita antony hanamelohana Azy ho faty aza ry zareo, dia nangataka tamin’i Pilato ny hamonoana Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary na dia tsy hitany aza izay tokony hanamelohana Azy ho faty, dia nangataka tamin'i Pilato ihany izy hamonoana Ary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia tsy hitany aza izay tokony hanamelohana Azy ho faty dia nangataka tamin’i Pilato ihany izy mba hamonoana Azy.
malagasy
Ary na dia tsy hitany aza izay tokony hanamelohana Azy ho faty, dia nangataka tamin'i Pilato ihany izy hamonoana Ary.