Acts 13:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahatanteraka izay rehetra voasoratra ny amin’i Jesosy izy dia nanaisotra Azy teo amin’ny hazo ary nandevina Azy tao am-pasana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tanterak’izy ireo ny zavatra rehetra voasoratra momba Azy, vao nesoriny tamin’ny hazo Izy, ka naleviny tao am-pasana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa avy nahatanteraka izay rehetra nambaran’ny Soratra Masina momba Azy ry zareo, dia nesorina teo amin’ny hazofijaliana Izy ary nalevina tao am-pasana.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nahatanteraka izay rehetra voasoratra ny amin'i Jesosy izy, dia nanaisotra Azy tamin'ny hazo ka nandevina Azy tao am-pasana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahatanteraka izay rehetra voasoratra ny amin’i Jesosy izy dia nanaisotra Azy teo amin’ny hazo ary nandevina Azy tao am-pasana.
malagasy
Ary rehefa nahatanteraka izay rehetra voasoratra ny amin'i Jesosy izy, dia nanaisotra Azy tamin'ny hazo ka nandevina Azy tao am-pasana.