Acts 13:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nifady hanina sy nivavaka ary nametra-tanana taminy izy ireo dia nandefa azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nony avy nifady hanina sy nivavaka izy ireo dia nametra-tanana tamin’izy roa lahy, vao nandefa azy handeha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay, rehefa nifady hanina sy nivavaka ny iray Fiangonana, dia nametra-tanana tamin’izy roa lahy ary nandefa azy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nifady hanina sy nivavaka ary nametra-tanana taminy izy, dia nandefa azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nifady hanina sy nivavaka ary nametra-tanana taminy izy ireo dia nandefa azy.
malagasy
Ary rehefa nifady hanina sy nivavaka ary nametra-tanana taminy izy, dia nandefa azy.