Acts 13:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niseho nandritra ny andro maro tamin’izay niara-niakatra taminy avy tany Galilia ho any Jerosalema Izy ka ireo no vavolombelony eo anatrehan’ny olona ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niseho nandritra ny andro maromaro tamin’izay niara-niakatra taminy avy tany Galilea ho any Jerosalema Izy, ka dia ireo no vavolombelony amin’ny vahoaka ankehitriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandritra ny andro maro, dia niseho tamin’ireo niara-niakatra taminy avy tany Galilea ho any Jerosalema i Jesoa, ka ireo ankehitriny no vavolombelona manambara Azy amin’ny vahoaka Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary Izy niseho andro maro tamin'izay niara-niakatra taminy avy tany Galilia ho any Jerosalema, ka dia ireo no vavolombelony amin'ny olona ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niseho nandritra ny andro maro tamin’izay niara-niakatra taminy avy tany Galilia ho any Jerosalema Izy ka ireo no vavolombelony eo anatrehan’ny olona ankehitriny.
malagasy
Ary Izy niseho andro maro tamin'izay niara-niakatra taminy avy tany Galilia ho any Jerosalema, ka dia ireo no vavolombelony amin'ny olona ankehitriny.