Acts 13:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ny nahatanterahan’Andriamanitra izany tamintsika taranany, raha nanangana an’i Jesosy Izy, araka ny voasoratra eo amin’ny Salamo faharoa hoe: «Zanako Ianao, Izaho no niteraka Anao androany» (Sal 2.7).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa notanterahin’Andriamanitra tamintsika zanak’izy ireo izany, tamin’ny nananganany an’i Jesoa ho velona, araka izay voasoratra amin’ny Salamo faharoa hoe: Zanako Ianao; Izaho no niteraka Anao androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zavatra efa nampanantenain’Andriamanitra tamin’ny razantsika dia notanterahin’Andriamanitra tamintsika ankehitriny, fony Izy nanangana an’i Jesoa ho velona, araka izay voalazan’ny Soratra Masina ao amin’ny Salamo faharoa hoe: «Zanako Ianao, Ray niteraka Anao Aho manomboka anio.»
Malagasy Bible 1865
dia ny nahatanterahan'Andriamanitra izany tamin'ny zanatsika, raha nanangana an'i Jesosy Izy, araka ny voasoratra eo amin'ny Salamo faharoa hoe: Zanako Hianao, Izaho niteraka Anao androany (Sal. 2. 7).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ny nahatanterahan’Andriamanitra izany tamintsika taranany, raha nanangana an’i Jesosy Izy, araka ny voasoratra eo amin’ny Salamo faharoa hoe: «Zanako Ianao, Izaho no niteraka Anao androany» (Sal 2.7).
malagasy