Acts 13:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Izy ao amin’ny Salamo hafa koa: «Tsy hamela ny Iray Masinao ho tratry ny fahalovana Ianao» (Sal 16.10).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tamin’ny teny hafa koa hoe: Tsy havelanao ho tratry ny lo ny Masinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany koa no itenenan’Andriamanitra ao amin’ny Salamo hafa hoe: «Tsy havelanao ho tratry ny fahalòvana Ilay voatokana ho Anao.»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Izy ao amin'ny Salamo hafa koa: Tsy hamela ny Iray Masinao ho tratry ny lò Hianao (Sal. 16. 10).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Izy ao amin’ny Salamo hafa koa: «Tsy hamela ny Iray Masinao ho tratry ny fahalovana Ianao» (Sal 16.10).
malagasy
Fa hoy Izy ao amin'ny Salamo hafa koa: Tsy hamela ny Iray Masinao ho tratry ny lò Hianao (Sal. 16. 10).