Acts 13:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Davida, rehefa nahatanteraka ny sitrapon’Andriamanitra hahasoa ny olona niara-belona taminy, dia nodimandry ka nangonina any amin’ny razany izy ary tratry ny fahalovana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha i Davida aloha, dia nody mandry izy rehefa nahatanteraka ny sitrapon’Andriamanitra tamin’ny androny, ka nakambana tamin’ny razany, sy tratry ny lo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, i Davida, rehefa nanatanteraka ny fikasan’Andriamanitra hahasoa ny mpiara-belona taminy, dia nodimandry ka nalevina mifanila amin’ireo razany ary tratry ny fahalòvana.
Malagasy Bible 1865
Fa Davida, rehefa nahatanteraka ny sitrapon'Andriamanitra hahasoa ny olona niara-belona taminy, dia nodi-mandry ka nangonina ho any amin'ny razany izy ary tratry ny lò;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Davida, rehefa nahatanteraka ny sitrapon’Andriamanitra hahasoa ny olona niara-belona taminy, dia nodimandry ka nangonina any amin’ny razany izy ary tratry ny fahalovana;
malagasy
Fa Davida, rehefa nahatanteraka ny sitrapon'Andriamanitra hahasoa ny olona niara-belona taminy, dia nodi-mandry ka nangonina ho any amin'ny razany izy ary tratry ny lò; [Na. Fa Davida, rehefa nanompo ny olona niara-belona taminy, dia nodi-mandry araka ny sitrapon'Andriamanitra]