Acts 13:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aoka ho fantatrareo, ry rahalahy, fa izany Lehilahy izany no itoriana famelan-keloka aminareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho fantatrareo àry, ry rahalahy, fa Izy ihany no itoriana famelan-keloka aminareo, ary ny ota rehetra tsy nahazoanareo fanamarinana tamin’ny Lalàn’i Môizy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry havako, izao àry no aoka ho fantatrareo: amin’ny alalan’i Jesoa no itoriana famelan-keloka aminareo. Tsy nanafaka ny helokareo velively ny lalànan’i Mosesy ary tsy nahatonga anareo ho olo-marina eo anatrehan’Andriamanitra; fa ao amin’i Jesoa, izay rehetra mino dia afaka amin’ny heloka rehetra ary tonga olo-marina eo anatrehan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka ho fantatrareo, ry rahalahy, fa izany Lehilahy izany no itoriana famelan-keloka aminareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aoka ho fantatrareo, ry rahalahy, fa izany Lehilahy izany no itoriana famelan-keloka aminareo;
malagasy
Ary aoka ho fantatrareo, ry rahalahy, fa izany Lehilahy izany no itoriana famelan-keloka aminareo;