Acts 13:39 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ao Aminy no anamarinana izay rehetra mino ho afaka amin’ny heloka rehetra izay tsy azo nanamarinana anareo tamin’ny lalànan’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ao aminy no anamarinana an’izay rehetra mino mba ho afaka amin’izany.
Malagasy Bible 1865
ary ao aminy no anamarinana izay rehetra mino ho afaka amin'ny heloka rehetra izay tsy azo nanamarinana anareo tamin'ny lalàn'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ao Aminy no anamarinana izay rehetra mino ho afaka amin’ny heloka rehetra izay tsy azo nanamarinana anareo tamin’ny lalànan’i Mosesy.
malagasy