Acts 13:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nirahin’ny Fanahy Masina izy roa lahy, raha nidina nankany Seleokia ka teo no niondrana an-tsambo hankany Sipra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nirahin’ny Fanahy Masina i Saoly sy i Barnabe, ka lasa nankany Seleosia, mba hiondrana an-tsambo eo, ho any Sipra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nirahin’ny Fanahy Masina àry i Barnabà mbamin’i Saoly ka dia nankany Seleosia ary niondrana an-tsambo tao ho any amin’ny nosy Sipra.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nirahin'ny Fanahy Masina izy roa lahy, dia nidina nankany Seleokia izy ka niondrana an-tsambo teo hankany Kyprosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nirahin’ny Fanahy Masina izy roa lahy, raha nidina nankany Seleokia ka teo no niondrana an-tsambo hankany Sipra.
malagasy
Ary rehefa nirahin'ny Fanahy Masina izy roa lahy, dia nidina nankany Seleokia izy ka niondrana an-tsambo teo hankany Kyprosy.