Acts 13:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tandremo fandrao hihatra izay voalaza ao amin’ny Mpaminany hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mitandrema ianareo fandrao dia iharan’izay voalazan’ny mpaminany hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mitandrema mba tsy hiharan’izay voalazan’ny Tompo ao amin’ny bokin’ny mpaminany hoe:
Malagasy Bible 1865
Koa tandremo fandrao hihatra izay voalaza eo amin'ny mpaminany hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tandremo fandrao hihatra izay voalaza ao amin’ny Mpaminany hoe:
malagasy
Koa tandremo fandrao hihatra izay voalaza eo amin'ny mpaminany hoe: