Acts 13:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Jereonareo mpiavonavona, dia aoka ho gaga ka ho levona ianareo; fa Izaho manao asa amin’ny andronareo, dia asa izay tsy hinoanareo akory na dia hisy hilaza aminareo aza» (Hab 1.5).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihevera, ry mpamotsifotsy, ka migagà sy levòna ianareo; fa Izaho hanao zavatra anankiray amin’ny andronareo, dia zavatra tsy hinoanareo na dia holazaina aminareo aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mijere, ry mpaniratsira, dia migagà ka manjavòna! Fa ny zavatra hotanterahiko amin’ny andronareo dia zavatra tsy hinoanareo akory na dia hotantarain’olona aminareo aza.»
Malagasy Bible 1865
Izahaonareo mpamotsifotsy, dia gagà, ka levona; Fa Izaho manao asa amin'ny andronareo, Dia asa izay tsy hinoanareo akory, na dia hisy hilaza aminareo aza (Hab. 1. 5)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Jereonareo mpiavonavona, dia aoka ho gaga ka ho levona ianareo; fa Izaho manao asa amin’ny andronareo, dia asa izay tsy hinoanareo akory na dia hisy hilaza aminareo aza» (Hab 1.5).
malagasy
Izahaonareo mpamotsifotsy, dia gagà, ka levona; Fa Izaho manao asa amin'ny andronareo, Dia asa izay tsy hinoanareo akory, na dia hisy hilaza aminareo aza (Hab. 1. 5)