Acts 13:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niala teo izy dia nangatahiny holazaina aminy indray izany teny izany ny Sabata manaraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nivoaka izy ireo, dia nangatahiny mba hilaza izany teny izany indray amin’ny sabata manaraka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tafavoaka ny sinagôga i Paoly sy i Barnabà, dia nangatahin’ny olona hiverina indray rehetra miherina ny sabata hilazalaza ny amin’izany zavatra izany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nivoaka izy, dia nangatahiny holazaina aminy indray izany teny izany amin'ny Sabata manaraka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niala teo izy dia nangatahiny holazaina aminy indray izany teny izany ny Sabata* manaraka.
malagasy
Ary rehefa nivoaka izy, dia nangatahiny holazaina aminy indray izany teny izany amin'ny Sabata manaraka.