Acts 13:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga ny Sabata manaraka dia saika tafangona avokoa ny tao an-tanàna rehetra mba hihaino ny tenin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny sabata nanaraka, dia saika tafangona hihaino ny tenin’Andriamanitra avokoa ny tao an-tanàna rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tamin’ny sabata herin’io, dia saika tafangona avokoa ny mponina rehetra ao an-tanàna mba hihaino ny tenin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tamin'ny Sabata manaraka, dia saiky tafangona avokoa ny tao an-tanàna hihaino ny tenin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga ny Sabata* manaraka dia saika tafangona avokoa ny tao an-tanàna rehetra mba hihaino ny tenin’Andriamanitra.
malagasy
Ary nony tamin'ny Sabata manaraka, dia saiky tafangona avokoa ny tao an-tanàna hihaino ny tenin'Andriamanitra.