Acts 13:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa izao no nandidian’ny Tompo anay: «Efa nanendry Anao ho fahazavan’ny Jentilisa Aho, mba ho famonjena hatrany amin’ny faran’ny tany ianao» (Isa 49.6).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa toy izao no nandidian’ny Tompo anay: Efa natsangako ho fahazavan’ny Jentily ianareo, mba hitondra famonjena hatramin’ny fara vazantany».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no nandidian’ny Tompo anay: «Notendreko ho fanazavana ny hafa firenena ianao, mba hitondranao ny famonjena hatrany am-paran’ny tany!»
Malagasy Bible 1865
fa izao no nandidian'ny Tompo anay: Efa nanendry Anao ho fahazavan'ny jentilisa Aho, Mba ho famonjena hatrany amin'ny faran'ny tany Hianao (Isa. 49. 6).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa izao no nandidian’ny Tompo anay: «Efa nanendry Anao ho fahazavan’ny Jentilisa Aho, mba ho famonjena hatrany amin’ny faran’ny tany ianao» (Isa 49.6).
malagasy
fa izao no nandidian'ny Tompo anay: Efa nanendry Anao ho fahazavan'ny jentilisa Aho, Mba ho famonjena hatrany amin'ny faran'ny tany Hianao (Isa. 49. 6).