Acts 13:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nandre izany ny Jentilisa dia faly ka nankalaza ny tenin’ny Tompo; ary izay voalahatra ho amin’ny fiainana mandrakizay dia nino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Faly ny Jentily nony nandre izany, ka nankalaza ny tenin’ny Tompo, ary nino avokoa izay rehetra voalahatra ho amin’ny fiainana mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandre izany ny hafa firenena ka faly sady nanome voninahitra ny tenin’ny Tompo; ary izay rehetra voalahatra hanana ny fiaina-maharitra mandrakizay dia tonga mpino.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nandre izany ny jentilisa, dia faly izy ka nankalaza ny tenin'Andriamanitra; ary izay voalahatra ho amin'ny fiainana mandrakizay dia nino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nandre izany ny Jentilisa dia faly ka nankalaza ny tenin’ny Tompo; ary izay voalahatra ho amin’ny fiainana mandrakizay dia nino.
malagasy
Ary rehefa nandre izany ny jentilisa, dia faly izy ka nankalaza ny tenin'Andriamanitra; ary izay voalahatra ho amin'ny fiainana mandrakizay dia nino. [ Na: ny tenin'ny Tompo]