Acts 13:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga tany Salamisy izy dia nitory ny tenin’Andriamanitra tany amin’ny sinagogan’ny Jiosy; ary noentiny koa i Jaona ho mpanampy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tany Salamìna izy, dia nitory ny tenin’Andriamanitra tao amin’ny sinagogan’ny Jody; nentin’izy ireo hiaraka taminy koa i Joany ho mpanampy azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga tao Salamîna izy roa lahy, dia nitory ny tenin’Andriamanitra eran’ny sinagôga fivavahan’ny Jiosy, ary nentiny koa i Jôhany Marka ho mpanampy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga tany Salamisy izy, dia nitory ny tenin'Andriamanitra teny amin'ny synagogan'ny Jiosy; ary nitondra an'i Jaona koa ho mpanampy azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga tany Salamisy izy dia nitory ny tenin’Andriamanitra tany amin’ny sinagogan’ny Jiosy*; ary noentiny koa i Jaona ho mpanampy azy.
malagasy
Ary nony tonga tany Salamisy izy, dia nitory ny tenin'Andriamanitra teny amin'ny synagogan'ny Jiosy; ary nitondra an'i Jaona koa ho mpanampy azy izy.