Acts 13:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izy roa lahy kosa dia nanintsana ny vovoka tamin’ny tongony hiampanga ireo, dia nankany Ikonioma.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay, izy roa lahy nanintsana ny vovoka tamin’ny tongony hiampanga an’ireo, dia lasa nankany Ikonioma,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahintsan’i Paoly sy i Barnabà ny vovoka teny amin’ny tongony ho fiampangana azy ireo, dia lasa izy roa lahy nankany Ikôniôma.
Malagasy Bible 1865
Fa izy roa lahy kosa nanintsana ny vovoka tamin'ny tongony hiampanga ireo, dia nankany Ikonioma.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izy roa lahy kosa dia nanintsana ny vovoka tamin’ny tongony hiampanga ireo, dia nankany Ikonioma.
malagasy
Fa izy roa lahy kosa nanintsana ny vovoka tamin'ny tongony hiampanga ireo, dia nankany Ikonioma.Ary dia feno fifaliana sy ny Fanahy Masina ny mpianatra.