Acts 13:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa namakivaky ny nosy hatrany Pafo izy dia nahita Jiosy iray antsoina hoe Barjesosy, mpitahiry ody sady mpaminany sandoka,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa nitety ny nosy manontolo izy ireo ka tonga tany Pafôsy, dia nahita Jody anankiray atao hoe Barjesoa mpamoha angatra sy mpaminany sandoka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namakivaky ny nosy manontolo izy roa lahy mandra-pahatongany tany Pafo. Tao no nahitany mpanao majika atao hoe Barjesoa, lehilahy nihambo ho mpaminany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa namaky ny nosy ka tonga tany Pafo izy, dia nahita Jiosy anankiray atao hoe Barjesosy, mpanao ody sady mpaminany sandoka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa namakivaky ny nosy hatrany Pafo izy dia nahita Jiosy iray antsoina hoe Barjesosy, mpitahiry ody sady mpaminany sandoka,
malagasy
Ary rehefa namaky ny nosy ka tonga tany Pafo izy, dia nahita Jiosy anankiray atao hoe Barjesosy, mpanao ody sady mpaminany sandoka,