Acts 13:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nipetraka tao amin’i Sergio Paolo; governoran’ny tany sady lehilahy marani-tsaina izy io; nampiantso an’i Barnabasy sy i Saoly hankao aminy izy satria naniry mba hahare ny tenin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay nitoetra tao amin’ny governora Serjio Paoly lehilahy hendry. Nampanalain’ity governora i Barnabe sy i Paoly, fa naniry handre ny tenin’Andriamanitra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Io Barjesoa io dia niara-nitoetra tamin’i Serzy Paoly, izay governoran’ny nosy Sipra sady lehilahy hendry. Nampiantso an’i Barnabà mbamin’i Saoly ilay governora satria naniry mafy handre ny tenin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
izay nitoetra tao amin'i Serygio Paolo, governoran'ny tany sady lehilahy hendry; ary izy nampaka an'i Barnabasy sy Saoly hankao aminy ka naniry mba hahare ny tenin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nipetraka tao amin’i Sergio Paolo; governoran’ny tany sady lehilahy marani-tsaina izy io; nampiantso an’i Barnabasy sy i Saoly hankao aminy izy satria naniry mba hahare ny tenin’Andriamanitra.
malagasy
izay nitoetra tao amin'i Serygio Paolo, governoran'ny tany sady lehilahy hendry; ary izy nampaka an'i Barnabasy sy Saoly hankao aminy ka naniry mba hahare ny tenin'Andriamanitra.