Acts 13:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa i Elima, ilay mpitahiry ody, satria izany koa no anarany raha adika, dia nanohitra azy roa lahy sady nitady hampivily ny governora tsy hanaiky ny finoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa nanohitra azy roa lahy i Elimasy ilay mpamoha angatra (fa izany no dikan’ny anarany), ka nitady hisakana ny governora tsy hanaiky ny finoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nanohitra azy roa lahy kosa i Barjesoa Elimà, ilay mpanao majîka (fa izany no dikan’ny anarana hoe Elimà), ka nitady hampiverina ilalana an’ilay governora tsy hirosoany amin’ny finoana.
Malagasy Bible 1865
Fa Elyma, mpanao ody (fa izany no anarany, raha adika), nanohitra azy roa lahy sady nitady hampivily ny governora tsy hanaiky ny finoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa i Elima, ilay mpitahiry ody, satria izany koa no anarany raha adika, dia nanohitra azy roa lahy sady nitady hampivily ny governora tsy hanaiky ny finoana.
malagasy
Fa Elyma, mpanao ody (fa izany no anarany, raha adika), nanohitra azy roa lahy sady nitady hampivily ny governora tsy hanaiky ny finoana.