Acts 13:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Saoly kosa, izay antsoina koa hoe Paoly, dia feno ny Fanahy Masina ka nibanjina azy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia feno ny Fanahy Masina i Saoly, izay atao hoe koa Paoly, ka nibanjina azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay i Saoly, atao koa hoe Paoly, dia tonga feno Fanahy Masina ka nibanjina an’i Elimà
Malagasy Bible 1865
Fa Saoly kosa, izay atao hoe koa Paoly, feno ny Fanahy Masina, dia nibanjina azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Saoly kosa, izay antsoina koa hoe Paoly, dia feno ny Fanahy Masina ka nibanjina azy
malagasy
Fa Saoly kosa, izay atao hoe koa Paoly, feno ny Fanahy Masina, dia nibanjina azy