Acts 14:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia niteny tamin’ny feo mahery hoe: Mitsangàna ary mijoroa amin’ny tongotrao. Dia nitsambikina Ralehilahy ka nandehandeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitan’ny vahoaka ny nataon’i Paoly, dia niantso mafy tamin’ny fitenin’i Likaônia izy nanao hoe: «Andriamanitra maka endrik’olona no nidina nankatỳ amintsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitenenany mafy izy nataony hoe: –Mitsangàna ka mijoroa mahitsy amin’ny tongotrao! Niantsambotra ralehilahy ary dia namindra.
Malagasy Bible 1865
dia niteny tamin'ny feo mahery hoe: Mijoroa amin'ny tongotrao. Dia niantsambotsambotra ralehilahy ka nitsangantsangana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia niteny tamin’ny feo mahery hoe: Mitsangàna ary mijoroa amin’ny tongotrao. Dia nitsambikina Ralehilahy ka nandehandeha.
malagasy
dia niteny tamin'ny feo mahery hoe: Mijoroa amin'ny tongotrao. Dia niantsambotsambotra ralehilahy ka nitsangantsangana.