Acts 14:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hitan’ny vahoaka izay zavatra nataon’i Paoly izay dia nanandratra ny feony izy ka niteny tamin’ny fitenin’ny Likaoniana hoe: Efa nidina nankaty amintsika ny andriamanitra maka ny endriky ny olona!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia i Barnabe moa nantsoiny hoe Jopitera, ary i Paoly kosa Merkiora satria izy no mpandaha-teny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nahita izay vao nataon’i Paoly ny vahoaka, dia niantsoantso mafy tamin’ny fiteny likaônianina hoe: –Naka endrik’olombelona ireo andriamanitra ka tafidina atỳ amintsika!
Malagasy Bible 1865
Ary nony hitan'ny vahoaka betsaka izay zavatra nataon'i Paoly, dia nanandratra ny feony ka nanao tamin'ny fitenin'i Lykaonia hoe: Efa nidina nankaty amintsika ny andriamanitra maka ny endrik'olona!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hitan’ny vahoaka izay zavatra nataon’i Paoly izay dia nanandratra ny feony izy ka niteny tamin’ny fitenin’ny Likaoniana hoe: Efa nidina nankaty amintsika ny andriamanitra maka ny endriky ny olona!
malagasy