Acts 14:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy dia namela ny firenena rehetra nandeha tamin’ny lalana tiany naleha tamin’ny andro lasa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
kanefa tsy nitsahatra ny nanisy vavolombelona hanambara ny Tenany mandrakariva tamin’ny soa nataony, dia ny mandatsaka ny ranonorana avy any an-danitra, ny mahavokatra ny tany amin’ny fotoana, ka mahavoky hanina antsika, sy mahafeno hafaliana ny fontsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andro lasa dia navelan’Andriamanitra samy hanaraka ny lalana mahadiavolana ny fony avy ny firenena rehetra;
Malagasy Bible 1865
Izay namela ny firenena rehetra handeha tamin'ny lalana tiany haleha tamin'ny andro lasa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy dia namela ny firenena rehetra nandeha tamin’ny lalana tiany naleha tamin’ny andro lasa.
malagasy
Izay namela ny firenena rehetra handeha tamin'ny lalana tiany haleha tamin'ny andro lasa.