Acts 14:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa na dia nilaza izany aza izy dia saika tsy nahasakana ny olona tsy hamono zavatra hatao fanatitra aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nisy Jody tonga avy tany Antiôkia sy Ikonioma, nanome fo ny vahoaka, ka nitora-bato an’i Paoly izy ireo, sy nitarika azy ho any ivelan’ny tanàna, satria nataony ho efa maty izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia niteny toy izany aza izy roa lahy, dia nananosarotra vao nahasakana ny vahoaka tsy hanao sorona taminy.
Malagasy Bible 1865
Nefa na dia nilaza izany aza izy, dia saiky tsy nahasakana ny olona tsy hamono zavatra hatao fanatitra aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa na dia nilaza izany aza izy dia saika tsy nahasakana ny olona tsy hamono zavatra hatao fanatitra aminy.
malagasy
Nefa na dia nilaza izany aza izy, dia saiky tsy nahasakana ny olona tsy hamono zavatra hatao fanatitra aminy.