Acts 14:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny Jiosy izay tsy nino dia nandrisika sy nanome sain-dratsy ny Jentilisa hanohitra ny rahalahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Jody izay tsy nino anefa, dia nitarika sy nanome fo ny Jentily hanohitra ny rahalahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny Jiosy izay tsy nety nino kosa nitaona sy nanome fo ny mpanompo sampy hanohitra ny havana iray finoana.
Malagasy Bible 1865
Fa ny Jiosy izay tsy nino dia nampitaitra ny jentilisa ka nanome fo azy hanohitra hanohitra ny rahalahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny Jiosy izay tsy nino dia nandrisika sy nanome sain-dratsy ny Jentilisa* hanohitra ny rahalahy.
malagasy
Fa ny Jiosy izay tsy nino dia nampitaitra ny jentilisa ka nanome fo azy hanohitra hanohitra ny rahalahy.