Acts 14:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nony nanodidina azy ny mpianatra dia nitsangana izy ka nankao an-tanàna. Nony ampitso dia niala tao izy sy i Barnabasy ka nankany Derbe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa nitory ny Evanjely tamin’izany tanàna izany izy ka nahazo mpianatra maro, dia niverina tany Listra sy Ikonioma ary Antiôkia,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo nony voahodidin’ny mpianatra teo i Paoly, dia nitsangana ka nody tao an-tanàna. Ary lasa nankany Derba izy mbamin’i Barnabà ny ampitson’iny.
Malagasy Bible 1865
Fa nony nanodidina azy ny mpianatra, dia nitsangana izy ka lasa niakatra tao an-tanàna. Ary nony ampitso dia niala tao izy sy Barnabasy ka nankany Derbe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nony nanodidina azy ny mpianatra dia nitsangana izy ka nankao an-tanàna. Nony ampitso dia niala tao izy sy i Barnabasy ka nankany Derbe.
malagasy
Fa nony nanodidina azy ny mpianatra, dia nitsangana izy ka lasa niakatra tao an-tanàna. Ary nony ampitso dia niala tao izy sy Barnabasy ka nankany Derbe.