Acts 14:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nitory ny Filazantsara tamin’izany tanàna izany izy ka nahazo mpianatra maro dia niverina nankany Listra sy Ikonioma ary Antiokia indray,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nankahery fo ny mpianatra, sy namporisika azy haharitra amin’ny finoana, ary nilaza fa amim-piaretana fahoriana betsaka no tsy maintsy idirantsika amin’ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitory ny Vaovao Mahafaly tao an-tanànan’i Derba ry i Paoly sy i Barnabà ka betsaka ny mpianatra azony tao. Dia niverina indray izy roa lahy nankany Listra sy Ikôniôma ary Antiôkia any Pisidia.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nitory ny filazantsara tamin'izany tanàna izany izy ka nahazo mpianatra maro, dia niverina nankany Lystra sy Ikonioma ary Antiokia indray izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nitory ny Filazantsara tamin’izany tanàna izany izy ka nahazo mpianatra maro dia niverina nankany Listra sy Ikonioma ary Antiokia indray,
malagasy
Ary rehefa nitory ny filazantsara tamin'izany tanàna izany izy ka nahazo mpianatra maro, dia niverina nankany Lystra sy Ikonioma ary Antiokia indray izy,