Acts 14:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanendry loholona ho azy ireo teo amin’ny isam-piangonana izy, dia nivavaka sady nifady hanina ary nanolotra azy ho an’ny Tompo izay efa ninoany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaky an’i Pisidia izy ireo, ka tonga tany Panfilia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isam-Piangonana dia nanendry loholona ho an’ny mpianatra izy roa lahy, ary nony efa nivavaka sy nifady hanina dia nanankina ny iray Fiangonana tamin’ny Tompo Izay efa ninoan’izy rehetra rahateo.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nanendry loholona teo amin'ny isam-piangonana izy, dia nivavaka sady nifady hanina ka dia nanolotra azy ho an'ny Tompo Izay efa ninoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanendry loholona ho azy ireo teo amin’ny isam-piangonana izy, dia nivavaka sady nifady hanina ary nanolotra azy ho an’ny Tompo izay efa ninoany.
malagasy
Ary rehefa nanendry loholona teo amin'ny isam-piangonana izy, dia nivavaka sady nifady hanina ka dia nanolotra azy ho an'ny Tompo Izay efa ninoany. [ Na: nampananga-tanana nifidy] [ Gr. presbytera]