Acts 14:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nandeha namakivaky an’i Pisidia izy dia tonga tany Pamfilia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa nitory ny tenin’ny Tompo tany Perja izy, dia nidina nankany Atalia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia namakivaky ny faritany Pisidia ry i Paoly sy i Barnabà ka tonga tany Pamfilia.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nandeha namaky an'i Pisidia izy, dia tonga tany Pamfylia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nandeha namakivaky an’i Pisidia izy dia tonga tany Pamfilia.
malagasy
Ary rehefa nandeha namaky an'i Pisidia izy, dia tonga tany Pamfylia.