Acts 14:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony avy nitory ny teny tany Perga izy dia nidina nankany Atalia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy ao izy, dia niondrana an-tsambo hankany Antiôkia, fa teo no nanolorana azy hoentin’ny fahasoavan’Andriamanitra hanao ny asa izay vitany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitory ny tenin’Andriamanitra tao Perga izy roa lahy, ary lasa nankany Atalia.
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa nitory ny teny tany Peryga izy, dia nidina nankany Atalia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony avy nitory ny teny tany Perga izy dia nidina nankany Atalia.
malagasy
Ary nony efa nitory ny teny tany Peryga izy, dia nidina nankany Atalia.