Acts 14:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy eo izy dia niondrana an-tsambo hankany Antiokia, izay efa nanolorana azy ho amin’ny fahasoavan’Andriamanitra mba hanao ny asa izay efa novitainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao tonga tao izy, dia namory ny fiangonana, ka nitantara ny zavatra lehibe nataon’Andriamanitra taminy, sy ny namohàny ny varavaran’ny finoana ho an’ny Jentily.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo no niondranany an-tsambo ho any Antiôkia, dia ilay tanàna nanankinana azy roa lahy tamin’ny fahasoavan’Andriamanitra ho an’izao asa notontosainy izao.
Malagasy Bible 1865
Dia niondrana an-tsambo niala teo izy hankany Antiokia, izay efa nanolorana azy ho amin'ny fahasoavan'Andriamanitra ho amin'ny asa izay novitainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy eo izy dia niondrana an-tsambo hankany Antiokia, izay efa nanolorana azy ho amin’ny fahasoavan’Andriamanitra mba hanao ny asa izay efa novitainy.
malagasy
Dia niondrana an-tsambo niala teo izy hankany Antiokia, izay efa nanolorana azy ho amin'ny fahasoavan'Andriamanitra ho amin'ny asa izay novitainy.