Acts 14:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nijanona naharitra tao anefa izy ireo ary nitory tamin’ny fahasahiana noho ny fahatokiany ny Tompo, izay nanome vavolombelona hanamarina ny tenin’ny fahasoavany ka nampanao famantarana sy fahagagana tamin’ny tanan’izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa na izany aza, dia nitoetra ela tao ihany izy roa lahy, ka nitory tamin-kasahiana noho ny fitokiany ny Tompo, izay nanamarina ny tenin’ny fahasoavany tamin’ny nampanaovana azy ireo famantarana sy fahagagana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nijanona elaela tao Ikôniôma i Paoly sy i Barnabà ary niteny tamim-pahasahiana satria ny Tompo no nitokiany. Io Tompo io no manome porofo hahamarina ny teny torîna momba ny fahasoavany ka nampanao azy roa lahy famantarana sy zava-mahagaga.
Malagasy Bible 1865
Ary nitoetra ela teo izy, dia nitory tamin'ny fahasahiana noho ny fahatokiany ny Tompo, Izay nanome vavolombelona hahamarina ny tenin'ny fahasoavany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary nitoetra ela teo izy, dia nitory tamin'ny fahasahiana noho ny fahatokiany ny Tompo, Izay nanome vavolombelona hahamarina ny tenin'ny fahasoavany