Acts 14:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisara-tsaina ny vahoaka tao an-tanàna, ny sasany nomba ny Jiosy fa ny sasany kosa dia nomba ny Apostoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nisara-tsaina ny olona rehetra tao an-tanàna, ny sasany nomba ny Jody, ny sasany nomba ny Apôstôly;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisara-tsaina ny olona marobe tao an-tanàna: tao ireo niandany tamin’ny Jiosy, ary tao ireo niandany tamin’ny apôstôly.
Malagasy Bible 1865
Fa ny vahoaka tao an-tanàna nisara-tsaina, ny sasany nomba ny Jiosy, fa ny sasany kosa nomba ny Apostoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisara-tsaina ny vahoaka tao an-tanàna, ny sasany nomba ny Jiosy fa ny sasany kosa dia nomba ny Apostoly.
malagasy
Fa ny vahoaka tao an-tanàna nisara-tsaina, ny sasany nomba ny Jiosy, fa ny sasany kosa nomba ny Apostoly.