Acts 14:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niray tetika ny Jentilisa sy ny Jiosy mbamin’ny loholony hampijaly sy hitora-bato azy ireo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nivonon-kanala baràka sy hitora-bato ny Apôstôly ny Jentily sy ny Jody mbamin’ny lehibeny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nivonombonona terỳ ny mpanompo sampy sy ny Jiosy mbamin’ny lehibeny hanala baràka an’i Paoly sy i Barnabà ary hamono azy amin’ny tora-bato.
Malagasy Bible 1865
Ary raha niray tetika hanisy ratsy sy hitora-bato azy ny jentilisa sy ny Jiosy mbamin'ny loholony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niray tetika ny Jentilisa sy ny Jiosy mbamin’ny loholony hampijaly sy hitora-bato azy ireo,
malagasy
Ary raha niray tetika hanisy ratsy sy hitora-bato azy ny jentilisa sy ny Jiosy mbamin'ny loholony,