Acts 14:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa rehefa fantatr’izy ireo izany dia nandositra nankany Listra sy Derbe, tanàna any Likaonia, sy tany amin’ny manodidina izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
saingy reny izany, ka lasa nankany Listra sy Derbe, tanàna any Likaônia, ary tamin’ny tany rehetra manodidina izy ireo, dia nitory ny Evanjely tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao nahatsikaritra izany izy roa lahy, dia lasa nandositra tany Listra sy Derba, tanàna any Likaônia, ary tany amin’ny faritra manodidina.
Malagasy Bible 1865
ka fantany izany, dia nandositra nankany Lystra sy Derbe, tanàna any Lykaonia, mbamin'ny tany manodidina, izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa rehefa fantatr’izy ireo izany dia nandositra nankany Listra sy Derbe, tanàna any Likaonia, sy tany amin’ny manodidina izy,
malagasy
ka fantany izany, dia nandositra nankany Lystra sy Derbe, tanàna any Lykaonia, mbamin'ny tany manodidina, izy,