Acts 14:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tany no nitorian’izy ireo ny Filazantsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tany Listra, nisy lehilahy anankiray nalemy tongotra hatrany an-kibon-dreniny ka tsy mbola namindra, fa nipetraka hatrany hatrany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia naharitra nitory ny Vaovao Mahafaly tany izy roa lahy.
Malagasy Bible 1865
dia nitory ny filazantsara tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tany no nitorian’izy ireo ny Filazantsara.
malagasy
dia nitory ny filazantsara tany.