Acts 14:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy lehilahy iray nipetraka tany Listra, nalemy tongotra hatrany an-kibon-dreniny ka tsy afaka namindra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nihaino an’i Paoly nitory teny izy io, ary nibanjina azy i Paoly, ka nahita fa nino izy fa ho sitrana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao Listra dia nisy lehilahy izay nitalapetraka foana satria malemy tongotra, kilemaina hatrany an-kibon-dreniny ka tsy mbola namindra hatrizay niainany.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy lehilahy anankiray nipetraka tany Lystra nalemy tongotra hatrany an-kibon-dreniny ka tsy afaka namindra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy lehilahy iray nipetraka tany Listra, nalemy tongotra hatrany an-kibon-dreniny ka tsy afaka namindra;
malagasy
Ary nisy lehilahy anankiray nipetraka tany Lystra nalemy tongotra hatrany an-kibon-dreniny ka tsy afaka namindra;