Acts 14:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nahare an’i Paoly nitoriteny izy; ary nony nibanjina azy mafy i Paoly ka nahita fa nanam-pinoana hositranina izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hoy izy tamin’ny feo mahery: «Mitsangàna, ka mijoroa amin’ny tongotrao.» Dia niantsàmbotra ralehilahy, ka namindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihaino an’i Paoly nandaha-teny ralehilahy. Nibanjina azy i Paoly ka nahita fa manam-pinoana ny ho sitrana izy.
Malagasy Bible 1865
izy nahare an'i Paoly nitori-teny; ary Paoly, nony nibanjina azy mafy ka nahita fa nanam-pinoana hositranina io,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nahare an’i Paoly nitoriteny izy; ary nony nibanjina azy mafy i Paoly ka nahita fa nanam-pinoana hositranina izy
malagasy
izy nahare an'i Paoly nitori-teny; ary Paoly, nony nibanjina azy mafy ka nahita fa nanam-pinoana hositranina io,