Acts 15:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nahoana ianareo no maka fanahy an’Andriamanitra amin’ny fametrahanareo zioga amin’ny vozon’ny mpianatra, zioga izay tsy zakan’ny razantsika na isika hoentina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nahoana àry no maka fanahy an’Andriamanitra ianareo izao, ka manisy jioga amin’ny vozon’ny mpianatra, nefa samy tsy nahazaka izany na isika na ny razantsika?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nahoana àry no mizaha toetra an’Andriamanitra ianareo ankehitriny ka mampitondra zioga mavesatra ny mpianatra nefa samy tsy nahazaka izany na ny razantsika na ny tenantsika?
Malagasy Bible 1865
Koa nahoana ianareo no maka fanahy an'Andriamanitra amin'ny fametrahanareo zioga amin'ny vozon'ny mpianatra, izay tsy zakan'ny razantsika na isika ho entina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nahoana ianareo no maka fanahy an’Andriamanitra amin’ny fametrahanareo zioga amin’ny vozon’ny mpianatra, zioga izay tsy zakan’ny razantsika na isika hoentina?
malagasy
Koa nahoana ianareo no maka fanahy an'Andriamanitra amin'ny fametrahanareo zioga amin'ny vozon'ny mpianatra, izay tsy zakan'ny razantsika na isika ho entina?