Acts 15:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa mino isika fa ny fahasoavan’i Jesosy Tompo no hamonjena antsika, dia tahaka izany ihany koa ny amin’izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa noho ny fahasoavan’i Jesoa Tompo ihany no inoantsika hahazoana famonjena, tahaka ny azy ireo ihany koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mino koa isika fa ny fahasoavan’i Jesoa Tompo no amonjena antsika toy ny amonjena azy ireo ihany koa.
Malagasy Bible 1865
Fa mino isika fa ny fahasoavan'i Jesosy Tompo no hamonjena antsika, dia tahaka ny azy ihany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa mino isika fa ny fahasoavan’i Jesosy Tompo no hamonjena antsika, dia tahaka izany ihany koa ny amin’izy ireo.
malagasy
Fa mino isika fa ny fahasoavan'i Jesosy Tompo no hamonjena antsika, dia tahaka ny azy ihany koa.