Acts 15:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nangina ny olona rehetra ka nihaino an’i Barnabasy sy i Paoly izay nilaza ny famantarana sy ny fahagagana nampanaovin’Andriamanitra azy tany amin’ny Jentilisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nangina ny olona rehetra, ka nihaino an’i Barnabe sy i Paoly nitantara ny famantarana amam-pahagagana betsaka nampanaovin’Andriamanitra azy tany amin’ny Jentily.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nangina ny mpivory rehetra, ka nihaino an’i Barnabà sy i Paoly nitantara ny famantarana sy zava-mahagaga rehetra nampanaovin’Andriamanitra azy tany amin’ny hafa firenena.
Malagasy Bible 1865
Dia nangina ny olona rehetra ka nihaino an'i Barnabasy sy Paoly, izay nilaza ny famantarana sy ny fahagagana nampanaovin'Andriamanitra azy tany amin'ny jentilisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nangina ny olona rehetra ka nihaino an’i Barnabasy sy i Paoly izay nilaza ny famantarana sy ny fahagagana nampanaovin’Andriamanitra azy tany amin’ny Jentilisa.
malagasy
Dia nangina ny olona rehetra ka nihaino an'i Barnabasy sy Paoly, izay nilaza ny famantarana sy ny fahagagana nampanaovin'Andriamanitra azy tany amin'ny jentilisa.