Acts 15:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nitsahatra tsy niteny izy roa lahy dia hoy i Jakoba: Ry rahalahy, mihainoa ahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nitsahatra ny tenin’izy roa lahy, dia namaly i Jakôba nanao hoe: Ry rahalahy, henoy aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony vita ny azy roa lahy, dia niteny kosa i Jakôba nanao hoe: –Ry rahalahy, henoy aho!
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nitsahatra tsy niteny izy roa lahy, dia namaly Jakoba ka nanao hoe: Ry rahalahy, mihainoa ahy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nitsahatra tsy niteny izy roa lahy dia hoy i Jakoba: Ry rahalahy, mihainoa ahy!
malagasy
Ary rehefa nitsahatra tsy niteny izy roa lahy, dia namaly Jakoba ka nanao hoe: Ry rahalahy, mihainoa ahy: